|
 |

© CCVS et Marcel Lecoufle |
 |
|
|
 |
 |
|
|
Naka fotony vitsivisy tany amin'ny farihin'Itasy i Marcel Lecoufle tamin'ny taona 1964, ary tamin'ny fiverenany tany (taty) Frantsa dia namboleny tao anaty trano fitarany. Tamin'ny taona 2006 dia nitondrany zanany vitsivitsy taty (tany) Antananarivo ity karazana noheverina ho ringana ity.
|
|
|
|