|
 |

© CCVS et Marcel Lecoufle |
 |
|
|
 |
 |
|
|
Satria mpanelanelana no mitazona ny famarotana azy, noho izany lafo be ny vidin'ny rofia ho an'ny vehivavy mpanao taozavatra mpanenona lamba jiafotsy. Tsy manam-bola intsony ny tantsaha hikarakarana ny hazon-drofiany ka aleony mamboly vary hataony sakafo. Ny fanomezan-danja ny fanenomana amin'ny fanaovana " labellisation " na ny fametrahana marika mampiavaka ara-kalitao ny vokatra voahodina no hahafahana hamelo-maso indray ny sampana ary hiarovana ity zava-maniry " loharanon-karena " ity.
|
|
|