logo de la cite - terre malgache la vanille - culture vanille
© CCVS et Marcel Lecoufle
   
titre de la plante - orchidee vanille  
  Orkide mandady ary mateza aina, vahy malia miraikitra amin'ny vatan-kazo maniry amin'ny faritra mafana sy mando. Karazany fito tsy misy afa-tsy eto (any) Madagasikara no maniry eto (any) toy ny lavanila dia Vanilla madagascariensis, mamony fotsy ary ny atiny manopy vonimboasary fa tsy misy ravina, ary ny lavanila ambolena Vanilla planifolia, avy any Amerika ary nampidirina teto (tany) amin'ny Nosy tamin'ny 1871 ho an'ny famokarana lavanila.