Plantes menacées       L'essence de provence       Orchidées    
 
 
 
  Renivohitra voasa
Amin'ny ampovoan-tany, amin'ny lembalemban' Antananarivo dia faritra feno " jardins d'eau " na zaridaina misy kamory ary ifanilan'ny asa an-tanàn-dehibe sy ny any ambanivohitra : tanimbary, tanin'anana sy fiompiana, ary ao koa ny fanaovana biriky izay hahazoana vokany haingana, ny orinasa manary zavatra manimba ny tontolo iainana.

- Fandaminana mikorontana ny tanana.
Ny olana ara-toe-karena no mitarika ny tambanivohitra maro ho any an-tanan-dehibe mba hitady asa fivelomana. Ny fandaminana be loatra ny tanàna no nanimba ny tontolon'ny asam-pambolena nentim-paharazana, ny tanimbary lasa tranobe môderna indraindray vita an-kamehana ka mahatonga ny tondra-drano amin'ny faritra izay voaro teo aloha.
- Ny "plan vert" dia fitaovana ampiasaina amin'ny fandrosoana maharitra sy iombonana.
Ny " Plan Vert " dia miankina amin'ny fambolena an-tanàn-dehibe hahatongavana amin'ny fahavitan-tena ara-tsakafo ary hampandrosoana ny politika momba ny fanabeazana sy ny fahasalamam-bahoaka. Ny fanomezan-danja ny loharanon-karena sy ny fahaiza-manao malagasy dia hahafahana mampandroso ny varotra mifandanja ara-drariny hanasoavana ny vahoaka ary koa tsy manimba ny biôdiversite.
 


  Madagasikara

  Orkide
mariky ny biodiversite
  Miteraka indray
na dia sarotra aza
  Fampivadiana
ny orkide
 
 
  version francaise