Plantes menacées       L'essence de provence       Orchidées    
 
 
 
  Sampana mpamokatra harena sy zaridaina "en carrés", asa fanampiny.
Ny fanohizana sy ny fampandrosoana ny fambolena an-tanan-dehibe ankoatra ny famoronana sampana momba ny fandaminan-karena, no hahafahana manitatra ny tanimboly hahafahan'ny mponina mizaka tena ara-tsakafo. Ao anatin'ny tetik'asa momba ny fahasalamam-bahoaka ataon'ny ny tanànan'Antananarivo sy ny lehiben'ny firaisam-potontany, ny " jardin en carrés " na ny zaridaina kely eny an-davaranagana dia hahafahana mamokakatra tsy ampiasana fitaovana na zezika legioma samihafa tsy betsaka loatra fa maharitra. Fitaovana enti-mampianatra ny sakafo ara-pahasalamana sy ny tontolo iainana izy ireny.


Ny dian'ny CCVS tamin'ny febroary 2007.
Ny CCVS na ny toerana fitehirizana ny zavamaniry manokana voahangona, dia tsy toy ny trano fitehirizana nasionaly satria tsy miandraikitra ny fanombanana sy ny fitehirizana ny zavamaniry frantsay maniry ho azy. Ny andraikiny dia ny miaro ny harena momba ny haitaranaka na " génétique " manerana izao tontolo izao amin'ny fambolena santionan'ireo zavamaniry izay tandindomin-doza, ny fampitomboana azy, ary ny fanaparitahana ny zavamaniry izay voaro vokatr'izany.
 


  Madagasikara

  Orkide
mariky ny biodiversite
  Miteraka indray
na dia sarotra aza
  Fampivadiana
ny orkide
 
 
  version francaise